Tuesday, October 25, 2011

Philippians (Philippiens) 2:10-11 MALAGASY: Malagasy Bible (MALB)



Philippians (Philippiens) 2:10-11
MALAGASY: Malagasy Bible (MALB)
10  mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, na ny any ambanin'ny tany,
11 sy haneken'ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr'Andriamanitra Ray.

No comments:

Post a Comment